# Manan-karena ve sa ory ireo olona ratsy fanahy eo amin'ireo vahoakan'Andriamanitra?
Nanan-karena izy ireo.
# Ho ataon'i Yaveh inona ireo ratsy fanahy?
Ho saziany izy ireo.