plt_tq/jer/02/07.md

8 lines
204 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo olona rehefa nentin'Andriamanitra teny amin'ny tany Karmela izy ireo?
Nolotoin'izy ireo ilay tany.
# Ho an'iza no naminanin'ireo mpaminany?
Naminany ho an'i Bala ireo mpaminany.