plt_tq/jdg/20/15.md

4 lines
209 B
Markdown

# Inona no nampiavaka ireo lehilahy fitonjato voafidy?
Ireo lehilahy fitonjato voafidy dia kavia avokoa; ny tsirairay tamin'izy ireo dia mahavita mitoraka singam-bolo amin'ny vaton'antsamotady ka tsy mivena.