plt_tq/jdg/20/01.md

4 lines
201 B
Markdown

# Iza no niara-niangona teo anatrehan'i Yaveh tao Mizpa?
Ny vahoaka rehetra avy any Dana ka hatrany Beri-sheba, anisan'izany koa ny tanin'i Gileada, no niara-niangona teo anatrehan'i Yaveh tao Mizpa.