forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
294 B
Markdown
4 lines
294 B
Markdown
# Ahoana no nitsapan'ireo lehilahin'i Gileada fa avy any Efraima tokoa ny olona iray?
|
|
|
|
Asain'izy ireo manona hoe "Shiboleta" izy. Ary raha miteny izy hoe: "Siboleta" (satria tsy nahay nanonona ilay teny mazava izy), dia hosamborin'ireo Gileadita izy ary hovonoina eo amin'ny fitàn'ny Jordana.
|