plt_tq/jdg/10/06.md

4 lines
198 B
Markdown

# Nahoana no nirehitra tamin'ny vahoakan'Israely ny fahatezeran'i Yaveh?
Nandao an'i Yaveh ny vahoakan'Israely ary tsy nanompo Azy intsony, koa dia nirehitra tamin'izy ireo ny fahatezeran'i Yaveh.