forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
534 B
Markdown
8 lines
534 B
Markdown
# Raha nanao ny marina sy mahitsy tamin'i Jerobala sy ny ankohonany ny vahoaka, dia inona no tokony hitranga?
|
|
|
|
Raha nanao ny marina sy mahitsy tamin'i Jerobala sy ny ankohonany ny vahoaka, dia tokony hiravoravo amin'i Abimeleka izy ireo, ka hamela an'i Abimeleka hiravoravo amin'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona ny ozona nataon'i Jotama?
|
|
|
|
Nanozona i Jotama hoe aoka hisy afo hivoaka avy ao amin'i Abimeleka ka handoro ny olon'i Sekema sy Beta-milo, ary aoka hisy afo hivoaka avy ao amin'ireo olon'i Sekema sy Beta-milo, mba handoro an'i Abimeleka.
|