# Inona no nomen'i Jaela an'i Sisera raha nangataka rano taminy izy?
Ronono no nomen'i Jaela an'i Sisera raha nangataka rano taminy izy.