plt_tq/jas/05/09.md

4 lines
218 B
Markdown

# Karazana toetra inona no nolazain'i Jakoba fa nasehon'ireo mpaminany tamintsika ao amin'ny Testamenta taloha?
Nasehon'ny mpaminany tao amin'ny testamenta taloha ny faharetana sy ny fanenjehana ao amin'ny fijaliana.