plt_tq/jas/03/13.md

4 lines
192 B
Markdown

# Ahoana no fomba ampisehoan'ny olona iray ny fahendrena sy ny fahalalana?
Amin'ny alalan'ny asa izay vitany amin'ny fanetren-tena no ampisehoana ny fahendrena sy ny fahalalan'ny olona iray.