plt_tq/jas/02/21.md

8 lines
403 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nampisehon'i Abrahama ny finoany tamin'ny alalan'ireo asany?
Nampiseho ny finoany tamin'ny alalan'ny asany i Abrahama rehefa nanolotra an'Isaka teo ambonin'ny alitara.
# Inona no soratra masina izay notanterahina niaraka tamin'ny finoana sy ny asan'i Abrahama?
Ny soratra masina izay notanterahina dia milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina ho fahamarinany izany."