plt_tq/jas/02/18.md

8 lines
308 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nolazain'i Jakoba fa tsy maintsy hampisehoantsika ny finoantsika?
Nilaza i Jakoba fa tokony mampiseho ny finoantsika amin'ny asa isika.
# Inona no hinoan'ireo izay milaza fa manana finoana sy demonia?
Ireo izay milaza fa manam-pinoana sy demonia dia mino fa iray ihany ny Andriamanitra.