forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
395 B
Markdown
8 lines
395 B
Markdown
# Inona no tokony hofehezina ho antsika mba ho mpivavaka marina isika?
|
|
|
|
Ny lela no tokony hofehezina mba ho mpivavaka marina isika.
|
|
|
|
# Inona no fivavahana madio sy tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra?
|
|
|
|
Ny famangiana ny kamboty sy ireo mpitondratena, ary ny fiarovana ny tenantsika amin'ny kolikoly avy amin'izao tontolo izao no fivavahana madio sy tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra.
|