plt_tq/jas/01/19.md

4 lines
192 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jakoba antsika hatao momba ny fihainoana, ny firesahana sy ny fihetsem-po?
Milaza amintsika i Jakoba mba halaky hihaino, tsy hiteny haingana, ary tsy halaky ho tezitra.