plt_tq/jas/01/17.md

8 lines
313 B
Markdown

# Inona no nidina tamin'ny fahazavan'ny Ray?
Ny fanomezana tsara rehetra sy ny zavatra lafatra rehetra dia nidina tamin'ny fahazavan'ny Ray.
# Tamin'ny alalan'ny inona no nanomezan'Andriamanitra fiainana antsika?
Nifidy ny hanome ny fiainana ho antsika tamin'ny alalan'ny tenin'ny fahamarinana Andriamanitra.