forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
358 B
Markdown
4 lines
358 B
Markdown
# Inona no ohatra omen'i Isaia mba hanehoana ny fiatsarambelantsihin'olona?
|
|
|
|
Yaveh miteny fa ny olona iray izay mamono omby dia mamono olona. Izay manao sorona zanak'ondry dia mamolaka ny vozon'amboa. Izy izay manolotra fanatitra hohanina dia manolotra ràn-kisoa ary izy izay manolotra ditin-kazo manitra ho fanati-pahatsiarovana dia misaotra faharatsiana.
|