forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
390 B
Markdown
4 lines
390 B
Markdown
# Inona avy ireo fomba sasany izay nahatonga an'ireo vahoaka ireo ho fahadisoana ho an'i Yaveh lalandava?
|
|
|
|
Izy ireo dia fahadisoana lalandava amin'i Yaveh satria izy ireo dia manao sorona ao amin'ny saha ary mandoro ditin-kazo manitra eo ambony biriky. Mipetraka eny amin'ny fasana izy ireo ary miambina foana ny alina manontolo ka mihinana kisoa amin'ny ron-kena maloto eo ambony loviany.
|