plt_tq/isa/63/01.md

12 lines
416 B
Markdown

# Inona no itafian'ilay tonga avy any Edoma ary ahoana no fomba hatongavany?
Mitafy ankanjo maha mpanjaka mena Izy ary mandeha amim-pahatokiana Izy.
# Nahoana ilay avy any Edoma no mandeha amim-pahatokiana tanteraka?
Mandeha amim-pahatokiana tanteraka Izy noho ny haben'ny heriny.
# Inona no lazain'ity avy any Edoma ity momba ny tenany?
Izy milaza fa miteny fahamarinana Izy ary koa afaka manavotra tokoa Izy.