plt_tq/isa/61/01.md

12 lines
420 B
Markdown

# Nahoana no eo aminy ny fanahin'ny Tompo Yaveh?
Eo aminy ny fanahy satria Yaveh no efa nanosotra azy.
# Nanosotra azy mba hanao inona Yaveh?
Yaveh nanosotra azy mba hanambara vaovao mahafaly amin'ny manetry tena.
# Inona ireo zavatra telo voalohany nanirahan'i Yaveh azy?
Yaveh naniraka azy mba hanasitrana ny maratra fo, mba hanambara fahafahana amin'ireo babo, mba hanokatra ny fonja ho an'ireo izay voafatotra.