forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
380 B
Markdown
8 lines
380 B
Markdown
# Afaka mamonjy antsika ve Yaveh? Mandre antsika ve Izy?
|
|
|
|
Ny tanan'ny Yaveh tsy fohy ka hoe tsy ahavonjy; ary ny sofiny tsy lalondalovana ka hoe tsy handre.
|
|
|
|
# Inona no antony Yaveh no tsy nihaino na namonjy ny ankohinan'i Jakoba?
|
|
|
|
Ny asa ratsiny no nanasaraka azy ireo tamin'ny Andriamaniny ary ny fahotany no nampiafina ny tavan'i Yaveh tamin'izy ireo ary tsy hihaino azy ireo?
|