forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
360 B
Markdown
4 lines
360 B
Markdown
# Inona no hataon'i Yaveh raha manala ny zioga, ny rantsan-tanana mpiampanga, ny teny faharatsiana tsy ho eo amin'izy ireo ny ankohonan'i Jakoba, ary raha manome ho an'ny noana ary manatanteraka ny filan'ny ory izy?
|
|
|
|
Raha manao izany izy ireo dia hiposaka ao amin'ny aizina ny fahazavana, ary ny fahamaizinan'izy ireo dia ho tahaka ny amin'ny mitataovovonana.
|