plt_tq/isa/54/09.md

8 lines
291 B
Markdown

# Inona no nianianan'i Yaveh mahakasika an'Israely?
Nianiana Izy fa tsy ho tezitra aminy intsony na hibedy azy ireo.
# Inona no tsy hiozongozona ary inona no tsy hiala amin'Israely?
Ny fanekem-piavanan'i Yaveh amin'Israely no tsy hiozongozona ary ny fanekeny mahatoky no tsy hiala aminy.