plt_tq/isa/53/01.md

8 lines
326 B
Markdown

# Ahoana no nitomboan'ny mpanompon'i Yaveh?
Nitombo teo anatrehan'i Yaveh tahaka ny zana-kazo izy, ary tahaka ny solofon-kazo amin'ny tany karakaina.
# Toy ny inona ny endrik'ilay mpanompon'i Yaveh?
Tsy mba nanana endrika mahavariana na mamirapiratra izy; rehefa hita izy, dia tsy nisy hatsarana izay nanintona teny aminy.