|
# Ahoana no iantsoan'i Yaveh an'Israely?
|
|
|
|
Mpanompony no iantsoan'i Yaveh an'Israely, taranak'i Abrahama sakaizany ary antsoiny ihany koa hoe ilay voafidiny izy.
|
|
|
|
# Inona hy Yaveh no ataony ho an'Israely?
|
|
|
|
Ambaran'i Yaveh fa mamerina an'Israely avy any amin'ny faran'ny tany Izy.
|