forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
375 B
Markdown
4 lines
375 B
Markdown
# Taorian'ny nandrenesan'ny mpanjakan'i Asyria fa Tirkana, mpanjakan'i Etiopia, dia ho avy hiady aminy, dia inona no hafatra nalefan'ny mpanjakan'i Asyria tamin'i Ezekia?
|
|
|
|
Niteny tamin'i Hezekia tao anaty taratasy ny mpanjakan'i Asyria mba tsy hamela an'Andriamanitra hamitaka an'i Hezekia amin'ny filazana fa, tsy ho atolotra eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria i Jerosalema.
|