forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
497 B
Markdown
8 lines
497 B
Markdown
# Ahoana hoy Yaveh no hahafahan'ireo zaza mpikomy hatanjaka sy ho voavonjy?
|
|
|
|
Ambaran'i Yaveh fa amin'ny fiverenana sy fijanonana no ahafahan'izy ireo ho voavonjy, ary amin'ny fahanginana sy fatokiana no ho herin'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no navalin'i Yaveh ny fanambaran'ireo zaza mpikomy momba ny fandosirana amin'ny soavaly sy fitaingenana soavaly haingam-pandeha?
|
|
|
|
Novalian'i Yaveh tamin'ny filazana tamin'ireo zaza mpikomy izany fa handositra izy ireo ary ho haingam-pandeha ireo izay manenjika azy.
|