plt_tq/isa/30/08.md

8 lines
314 B
Markdown

# Nahoana no tian'i Yaveh ho soratan'Isaia eo anatrehan'izy ireo ao amin'ny vato fisaka izany, ary raketiny ao anaty horonan-taratasy?
Tian'i Yaveh ho tehirizina ho amin'ny fotoana ho avy mba ho fijoroana vavolombelona izany.
# Inona no tsy ren'ireo vahoaka mpikomy?
Tsy handre ny fampianaran'i yaveh Izy ireo.