plt_tq/isa/28/14.md

4 lines
326 B
Markdown

# Inona no nolazain'ireo mpanapaky ny vahoaka ao Jerosalema?
Nambaran'izy ireo fa nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izy ireo ary fifanarahana tamin'ny Fiainan-tsy hita fa handalo amin'izany ny fitsarana ary tsy hahatratra azy ireo. Nambaran'izy ireo fa nanao ny lainga ho fialofany izy ary niafina tao amin'ny famitahany.