forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
330 B
Markdown
8 lines
330 B
Markdown
# Ahoana no hanangonana ny vahoakan'Israely amin'izany andro izany?
|
|
|
|
Hangonina tsirairay avy izy ireo.
|
|
|
|
# Iza no hanompo an'i Yaveh eo amin'ny tendrombohitra masina ao Jerosalema?
|
|
|
|
Ireo ho faty ao amin'ny tanin'i Asyria sy ireo voaroaka ao amin'ny tany Egypta no hanompo an'i Yaveh eo amin'ny tendrombohitra masina ao Jerosalema.
|