forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
438 B
Markdown
12 lines
438 B
Markdown
# Niantso inona Yaveh Tompon'ny maro tamin'izany andro izany?
|
|
|
|
Niantso fitomaniana sy fisaonana Izy, niantso loha voaharatra sy fanaovana akanjo fiasaonana.
|
|
|
|
# Inona kosa no nataon'ny olona raha tokony hitomany sy hisaona?
|
|
|
|
Nifaly sy nankalaza ireo olona. Namono biby fiomby sy ondry izy ireo, nihinana hena sy nisotro divay.
|
|
|
|
# Hamela azy ireo noho izay nasetriny ve ny Tompo?
|
|
|
|
Tsy hamela azy ireo ny Tompo na rehefa maty aza izy ireo.
|