plt_tq/isa/21/16.md

4 lines
201 B
Markdown

# Inona no nolazain'ny Tompo momba an'i Kedara?
Nambaran'ny Tompo tamin'Isaia fa ao anatin'ny herintaona ny voninahitr'i Kedara dia ho tapitra ary mpandefa tsipika sy mpiady vitsy ihany no ho tavela.