plt_tq/isa/13/09.md

4 lines
196 B
Markdown

# Inona koa no hitranga amin'ny andron'i Yaveh?
Ho lao ny tany ary ho ripaka hiala amin'izany ny mpanota. Ny kintana, telonohorefy, masoandro ary volana dia tsy hanome hazavana; ho maizina ireo.