plt_tq/isa/13/06.md

4 lines
241 B
Markdown

# Inona no hataon'ny olona rehefa potika ny tany?
Hiraviravy ny tanany, ary hivalaketraka ny fony; o raiki-tahotra izy ireo; hahazo azy ireo ny fanaintainana sy ny halahelo. Hanana endrika feno fahatairana izy ireo ary hirehitra ny tavany.