forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
377 B
Markdown
8 lines
377 B
Markdown
# Amin'izany andro izany, nahoana izy ireo no hanolotra fisaorana an'i Yaveh?
|
|
|
|
Hisaotra an'i Yaveh izy ireo satria na dia tezitra tamin'izy ireo aza Yaveh, dia namily ny fahatezerany hiala tamin'izy ireo Izy ary nampahery azy ireo.
|
|
|
|
# Amin'izany andro izany, ho lazain'ny olona fa inona Yaveh amin'izy ireo?
|
|
|
|
Ho ambaran'ny olona fa Yaveh no hery, hira, ary famonjena azy ireo.
|