forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
288 B
Markdown
4 lines
288 B
Markdown
# Inona no hitranga amin'ny andro izay hitondran'i Yaveh ny karavasiny hamely an'i Asyria sy amin'ny andro hananganan'i Yaveh ny tsorakazony eo amin'ny ranomasina ka hampiakarany izany?
|
|
|
|
Amin'izany andro izany dia hiala eo an-tsorok'izy ireo ny vesatra ary hiala amin'ny vozony ny zioga.
|