plt_tq/isa/08/11.md

8 lines
408 B
Markdown

# Inona no lalan'ny olona voafaritra mazava nampitandremana mba tsy handehan'Isaia?
Nampitandremana Isaia mba tsy hiantso izay zavatra rehetra antsoin'ny olona hoe teti-dratsy ho teti-dratsy ary tsy hatahotra izay hatahoran'izy ireo na ho gaga amin'ireo zavatra ireo.
# Iza no nasaina noraisin'Isaia ho masina sy tokony hatahorany?
Yaveh Tompon'ny maro no nasaina natahoran'Isaia sy ho raisiny ho masina.