plt_tq/isa/01/16.md

4 lines
238 B
Markdown

# Inona no asain'i Yaveh ataon'izy ireo?
Miteny azy ireo Yaveh mba hitsahatra amin'ny faharatsiana; hianatra hanao ny tsara; hikatsaka ny fahamarinana, hanampy ny ampahoriana, hanome rariny ho an'ny kamboty ary hiaro ireo mpitondratena.