plt_tq/hab/03/01.md

8 lines
271 B
Markdown

# Fihetseham-po toa inona no navalin'i Habakoka rehefa nandre ny tatitr'i Yaveh izy?
Natahotra i Habakoka, rehefa re ny tatitr'i Yaveh.
# Inona no notenenin'i Habakoka ho tadidian'i Yaveh?
Niteny an'i Yaveh ny hitadidiana famindram-po amin'ny fahavinirany i Habakoka.