plt_tq/gal/03/10.md

8 lines
325 B
Markdown

# Eo ambanin'ny inona ireo izay miankina amin'ny asan'ny lalàna mba ho hamarinina?
Ireo izay miankina amin'ny asan'ny lalàna mba ho hamarinina dia eo ambanin'ny ozona.
# Olona firy no nohamarinin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ireo asan'ny lalàna?
Tsy nisy na iza na iza nohamarinina tamin'ny alalan'ny asan'ny lalàna.