plt_tq/gal/02/09.md

4 lines
247 B
Markdown

# Ahoana no nampisehoan'ireo mpitarika tao Jerosalema ny fankatoavan'izy ireo ny asa fanompoan'i Paoly?
Ireo mpitarika tao Jerosalema dia nanome an'i Paoly sy Barnabasy ny tanana an-kavanan'ny fiombonana mba hampisehoana ny fankatoavan'izy ireo.