plt_tq/ezr/08/28.md

4 lines
352 B
Markdown

# Hafiriana no niambenan'ireo lehilahy roa ambin'ny folo ny volamena sy ny volafotsy?
Niambina ny volamena sy ny volafotsy mandra-pandanjan'izy ireo izany teo anatrehan'ny manam-boninahitry ny fisoronana, Levita, ary ireo mpitarika ny fokon-drazan'Israely tany Jerosalema tao amin'ireo efitry ny tranon' Andriamanitra ireo lehilahy roa ambin'ny folo.