plt_tq/ezr/07/21.md

4 lines
364 B
Markdown

# Nahoana ireo mpitahiry vola no hanao ny zavatra rehetra izay avy amin'ny didin'Andriamanitry ny Lanitra amin'ny fanoloran-tena ho an'ny tranony?
Tokony hanao ny zavatra rehetra izay avy amin'ny didin'Andriamanitry ny Lanitra amin'ny fanoloran-tena ho an'ny tranony izy ireo mba tsy ho tonga eo amin'ny fanjakan'i Artaksersesy sy ireo zanany lahy ny hatezerany.