forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
342 B
Markdown
4 lines
342 B
Markdown
# Nahoana no nankalaza tamin'ny fifaliana ny Firavoravoan'ny Mofo tsy misy masirasira ireo Jiosy?
|
|
|
|
Nankalaza tamin'ny fifaliana ny Firavoravoan'ny Mofo tsy misy masirasira ireo Jiosy, satria i Yaveh dia efa nitondra fifaliana tamin'izy ireo ary nanova ny fon'ny mpanjakan'i Asyria mba hampatanjaka ny tanan'izy ireo tamin'ny asan'ny tranony.
|