plt_tq/ezr/06/01.md

4 lines
256 B
Markdown

# Inona no hita rehefa nampanao fanadihadiana tao amin'ny trano firaketana tao Babylona i Dariosy Mpanjaka?
Nandritra ny fanadihadiana izay nampanaovin'i Dariosy mpanjaka dia horonan-taratasy iray tao amin'ny tanàna voaaron'i Akmeta tao Mediana no hita.