plt_tq/ezr/05/12.md

4 lines
266 B
Markdown

# Nahoana ny Andriamanitry ny lanitra no nanolotra ireo Jiosy teo am-pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona?
Nanolotra ireo Jiosy teo am-pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona ny Andriamanitry ny lanitra rehefa nahatezitra Azy ny razamben'izy ireo.