forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
450 B
Markdown
8 lines
450 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Yaveh fa tsy azon'ireo Levita izay niala taminy atao?
|
|
|
|
Yaveh dia nanambara fa ireo Levita izay niala taminy dia tsy hanakaiky azy mba hiasa toy ny mpisorony na hanatona an'ireo zava-masiny, ireo zavatra masina indrindra.
|
|
|
|
# Aiza no ametrahan'i Yaveh an'ireo Levita izay niala taminy?
|
|
|
|
Yaveh dia nilaza fa hametraka azy ireo ho mpiambina ny asa ao amin'ilay trano Izy, ny amin'ny adidy sy zavatra rehetra izay atao anatin'izany.
|