plt_tq/ezk/44/06.md

4 lines
195 B
Markdown

# Asa maharikoriko inona no nataon'ny ankohonan'Israely mba handotoana ny fitoerana masin'i Yaveh?
Ny ankohonan'Israely dia nitondra vahiny tsy mifora fo sy nofo tao amin'ilay fitoerana masina.