forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
393 B
Markdown
8 lines
393 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho fanatitra nohon'ny ota ho an'ireo mpisorona Levita amin'ny andro voalohany?
|
|
|
|
Yaveh dia nilaza fa ny omby lahy avy amin'ny biby fiompy dia ho fanatitra nohon'ny ota ho an'ireo mpisorona Levita amin'ny andro voalohany.
|
|
|
|
# Taranak'iza no hanompo ho mpisorona Levita eny amin'ny alitara?
|
|
|
|
Ireo taranak'i Zadoka no hanompo ho mpisorona Levita eny amin'ny alitara.
|