plt_tq/ezk/37/26.md

8 lines
297 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho apetrany miaraka amin'Israely, ary hafiriana?
Yaveh dia nilaza fa hametraka fanekem-pihavanana miaraka amin'Israely mandrakizay Izy.
# Aiza no nolazain'i Yaveh fa honenany mandrakizay?
Yaveh dia nilaza fa honina mandrakizay eo afovoan'ny vahoakan'Israely Izy.