forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
434 B
Markdown
8 lines
434 B
Markdown
# Araka an'i Yaveh, dia naneho an'iza ny lohasahan'ny taolana maina?
|
|
|
|
Araka an'i Yaveh dia naneho ny ankohonan'Israely iray manontolo ny lohasahan'ny taolana maina.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'Israely, izay naseho tamin'ny alalan'ireo taolana maina niverina niaina?
|
|
|
|
Yaveh dia nilaza fa hanandratra ny vahoakan'Israely hivoaka ao amin'ny fasan'izy ireo Izy ary hitondra azy ireo hiverina any amin'ny tanin'Israely.
|